|
|
|
|

Entry1  tsy hita poka
Elementary words  2 tsy, 3 hita, 4 poka
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1]
Examples  7  Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [2.499]
Synonyms  8 tsy hita popoka

Updated on 2025/10/11